Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Nahoma 3:3 Malagasy Bible (MG1865)

He! ny fampiriotry ny mpitaingin-tsoavaly! Akory ny fanelatselatry ny sabatra Sy ny famirapiratry ny lefona! Indrisy ny habetsahan'ny voatrabaka sy ny hamaroan'ny voavono! Tsy hita isa ny faty, Eny, voafingampingan'ny faty ny olona,

Vakio ny toko manontolo Nahoma 3

Jereo Nahoma 3:3 amin'ny teny manodidina.