Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Nahoma 1:6 Malagasy Bible (MG1865)

Iza no mahatoetra eo anoloan'ny fahavinirany? Ary iza no mahatanty ny firehitry ny fahatezerany? Aidina toy ny afo ny fahatezerany, Ary mirodana eo anoloany ny vatolampy.

Vakio ny toko manontolo Nahoma 1

Jereo Nahoma 1:6 amin'ny teny manodidina.