Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Nahoma 1:5 Malagasy Bible (MG1865)

Mihorohoro eo anatrehany ny tendrombohitra, Sady miempo ny havoana, Ary mientanentana eo anatrehany ny tany, Dia ny tany onenana sy ny mponina rehetra ao aminy.

Vakio ny toko manontolo Nahoma 1

Jereo Nahoma 1:5 amin'ny teny manodidina.