Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Mpitsara 18:17 Malagasy Bible (MG1865)

Ary niakatra izy dimy lahy, izay nandeha hisafo ny tany, dia niditra ka naka ny sarin-javatra voasokitra sy ny efoda sy ny terafima ary ny sarin-javatra an-idina; ary ny mpisorona mbamin'ny enin-jato lahy efa voaomana tamin'ny fiadiany nijanona teo anoloan'ny vavahady.

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 18

Jereo Mpitsara 18:17 amin'ny teny manodidina.