Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Mpitsara 18:16 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny enin-jato lahy efa voaomana tamin'ny fiadiany, izay avy tamin'ny taranak'i Dana, dia nijanona teo anoloan'ny vavahady.

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 18

Jereo Mpitsara 18:16 amin'ny teny manodidina.