Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Mpitsara 16:13 Malagasy Bible (MG1865)

Dia hoy Delila tamin'i Samsona: Mandraka ankehitriny dia mbola namitaka ahy ihany ianao ka nilaza lainga tamiko; lazao amiko izay hahazoana mamatotra anao. Dia hoy kosa izy taminy: Raha tenomina hikambana amin'ny tenona ny foto-bolo fito amin'ny lohako.

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 16

Jereo Mpitsara 16:13 amin'ny teny manodidina.