Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Mpitsara 16:12 Malagasy Bible (MG1865)

Dia naka mahazaka vaovao Delila, ka namatorany azy, dia hoy izy taminy: Hamely anao ny Filistina, ry Samsona! Ary nisy mpanotrika nitoetra tao an'efi-trano. Dia notosan'i Samsona ho afaka amin'ny sandriny ireny tahaka ny fahamaiton'ny taretra.

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 16

Jereo Mpitsara 16:12 amin'ny teny manodidina.