Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Mpitsara 14:19-20 Malagasy Bible (MG1865)

19. Dia nilatsaka tamin'i Samsona ny Fanahin'i Jehovah ka nidina nankany Askelona izy, dia namono telo-polo lahy tao, ary nalainy ny fitafian'ireo ka nomeny ho an'izay nilaza ny fampanonona. Dia nirehitra ny fahatezeran'i Samsona, ka niakatra nankany amin'ny tranon-drainy izy.

20. Ary ny vadiny dia lasan'ny namany, izay efa nataony sakaizany.

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 14