Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Mpitsara 14:18 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nony tamin'ny andro fahafito, raha tsy mbola maty ny masoandro, dia hoy ny lehilahy tao an-tanàna tamin'i Samsona: Inona no mamy noho ny tantely; Ary inona no mahery noho ny liona? Ary hoy kosa izy taminy: Raha tsy nampiasa ny ombivavikeliko ianareo. Dia tsy ho nahalala ny fampanonona nataoko.

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 14

Jereo Mpitsara 14:18 amin'ny teny manodidina.