Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Mpitsara 10:8 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nampahory sy nanorotoro ny Zanak'Isiraely ireo tamin'izany taona izany: valo ambin'ny folo taona no nampahoriany ny Zanak'Isiraely rehetra, izay tany an-dafin'i Jordana, tany amin'ny tanin'ny Amorita any Gileada.

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 10

Jereo Mpitsara 10:8 amin'ny teny manodidina.