Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Mpitsara 10:9 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nita an'i Jordana ny taranak'i Amona mba hiady koa amin'ny Joda sy ny Benjamina ary ny taranak'i Efraima; ka dia nahantra indrindra ny Isiraely.

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 10

Jereo Mpitsara 10:9 amin'ny teny manodidina.