Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Mpitsara 1:17 Malagasy Bible (MG1865)

Ary Joda nandeha niaraka tamin'i Simeona rahalahiny, dia namely ny Kananita, izay nonina tany Zefata, ka nataony ringana ireo, ary ny anaran'ny tanàna nataony hoe Horma.

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 1

Jereo Mpitsara 1:17 amin'ny teny manodidina.