Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Mpitsara 1:16 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny taranak'ilay Kenita, zaodahin'i Mosesy dia niara-niakatra tamin'ny taranak'i Joda niala tao amin'ny tanàna be rofia hankany an-efitr'i Joda, atsimon'i Arada nandeha ireo ka nonina teo amin'ny Isiraely.

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 1

Jereo Mpitsara 1:16 amin'ny teny manodidina.