Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Mpitoriteny 9:12 Malagasy Bible (MG1865)

Fa tsy fantatry ny olona ny androny; fa toy ny hazandrano azon'ny harato fahitan-doza izy, ary toy ny voron-kely izay voan'ny fandrika, dia voafandrika toy izany ny zanak'olombelona amin'ny andro mahory, raha mahavoa azy tampoka izany.

Vakio ny toko manontolo Mpitoriteny 9

Jereo Mpitoriteny 9:12 amin'ny teny manodidina.