Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Mpitoriteny 8:15 Malagasy Bible (MG1865)

Dia noderaiko ny fifaliana, satria tsy misy mahasoa ny olona atỳ ambanin'ny masoandro afa-tsy ny mihinana sy ny misotro ary ny miravoravo, ka hisy izany amin'ny fisasarany mandritra ny andro hiainany, izay nomen'Andriamanitra azy atỳ ambanin'ny masoandro.

Vakio ny toko manontolo Mpitoriteny 8

Jereo Mpitoriteny 8:15 amin'ny teny manodidina.