Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Mpitoriteny 8:14 Malagasy Bible (MG1865)

Izao koa no zava-poana izay atao atỳ ambonin'ny tany: Misy olo-marina iharan'izay tokony ho valin'ny asa ratsy; ary misy olo-meloka mahazo izay tokony ho valin'ny asa marina; hoy izaho: Zava-poana koa izany.

Vakio ny toko manontolo Mpitoriteny 8

Jereo Mpitoriteny 8:14 amin'ny teny manodidina.