Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Malakia 2:5 Malagasy Bible (MG1865)

Ny fanekeko taminy dia fiainana sy fiadanana; ary nomeko azy ho fahatahorana izany, ka dia natahotra Ahy sy nangovitra teo anatrehan'ny anarako izy.

Vakio ny toko manontolo Malakia 2

Jereo Malakia 2:5 amin'ny teny manodidina.