Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Malakia 2:2 Malagasy Bible (MG1865)

Raha tsy hihaino na handatsaka am-po ka hanome voninahitra ny anarako ianareo, hoy Jehovah, Tompon'ny maro, dia halefako hamely anareo ny ozona, ka hozoniko ny tso-drano ataonareo; eny, efa voaozoko sahady izany, satria tsy nandatsaka am-po ianareo.

Vakio ny toko manontolo Malakia 2

Jereo Malakia 2:2 amin'ny teny manodidina.