Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Levitikosy 8:27 Malagasy Bible (MG1865)

Dia napetrany teo amin'ny tànan'i Arona sy ny zanany ireo rehetra ireo ka nahevahevany ho fanatitra ahevaheva eo anatrehan'i Jehovah.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 8

Jereo Levitikosy 8:27 amin'ny teny manodidina.