Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Levitikosy 8:26 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ilay harona nisy ny mofo tsy misy masirasira, izay teo anatrehan'i Jehovah, dia nangalany iray tamin'ny mofo tsy misy masirasira sy iray tamin'ny mofo voaisy diloilo ary iray tamin'ny mofo manify ka napetrany teo ambonin'ny saborany sy ny sorok'ondry ankavanana.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 8

Jereo Levitikosy 8:26 amin'ny teny manodidina.