Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Levitikosy 4:12 Malagasy Bible (MG1865)

dia ny tenan'ny vantotr'ombilahy rehetra, no havoakany avokoa ho eny ivelan'ny toby ho amin'izay fitoerana madio fanariana ny lavenona; ary handoro azy eo ambonin'ny kitay amin'ny afo izy; eo amin'ny fanariana ny lavenona no handoroana azy.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 4

Jereo Levitikosy 4:12 amin'ny teny manodidina.