Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Levitikosy 24:3 Malagasy Bible (MG1865)

Eo ivelan'ny efitra lamba izay manakona ny Vavolombelona, dia eo amin'ny trano-lay fihaonana, no handaharan'i Arona azy, hatramin'ny hariva ka hatramin'ny maraina, eo anatrehan'i Jehovah mandrakariva; ho lalàna mandrakizay amin'ny taranakareo hatramin'ny fara mandimby izany.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 24

Jereo Levitikosy 24:3 amin'ny teny manodidina.