Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Levitikosy 23:42 Malagasy Bible (MG1865)

Ao amin'ny trano rantsan-kazo no hitoeranareo hafitoana; ny tompon-tany rehetra amin'ny Zanak'Isiraely dia samy hitoetra ao amin'ny trano rantsan-kazo avokoa,

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 23

Jereo Levitikosy 23:42 amin'ny teny manodidina.