Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Levitikosy 23:41 Malagasy Bible (MG1865)

Ary tandremo izany ho andro firavoravoana ho an'i Jehovah hafitoana isan-taona. Ho lalàna mandrakizay amin'ny taranakareo hatramin'ny fara mandimby izany; amin'ny volana fahafito no hitandremanareo azy.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 23

Jereo Levitikosy 23:41 amin'ny teny manodidina.