Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Levitikosy 22:18 Malagasy Bible (MG1865)

Mitenena amin'i Arona sy ny zanany ary ny zanak'Isiraely rehetra hoe: Na iza na iza amin'ny taranak'Isiraely, na amin'ny vahiny eo amin'ny Isiraely, no manatitra ny fanatiny ho fanatitra hanalany voady na ho fanati-tsitrapony, izay hateriny ho an'i Jehovah ho fanatitra dorana,

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 22

Jereo Levitikosy 22:18 amin'ny teny manodidina.