Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Levitikosy 16:15 Malagasy Bible (MG1865)

Dia hovonoiny ny osilahy izay hatao fanatitra noho ny ota ho an'ny olona, ka ho entiny miditra ao anatin'ny efitra lamba ny ràny, dia hataony tahaka ny efa nataony tamin'ny ran'ny vantotr'ombilahy ihany ka hafafiny eo amin'ny rakotra fanaovam-panavotana sy eo anoloany.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 16

Jereo Levitikosy 16:15 amin'ny teny manodidina.