Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Levitikosy 16:14 Malagasy Bible (MG1865)

Dia hangalany ny ran'ny vantotr'ombilahy ka hafafin'ny fanondrony amin'ny rakotra fanaovam-panavotana eo amin'ny lafiny atsinanana; ary ny eo anoloan'ny rakotra fanaovam-panavotana koa dia hofafazany ny rà impito amin'ny fanondrony.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 16

Jereo Levitikosy 16:14 amin'ny teny manodidina.