Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Levitikosy 14:19 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny mpisorona dia hanatitra ny fanatiny noho ny ota ka hanao fanavotana ho an'ilay hodiovina hahafahany amin'ny fahalotoany; ary rehefa afaka izany, dia hamono ny fanatitra dorana izy;

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 14

Jereo Levitikosy 14:19 amin'ny teny manodidina.