Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Levitikosy 13:3 Malagasy Bible (MG1865)

koa raha zahan'ny mpisorona ny aretina eo amin'ny hoditry ny nofo, ka efa niova ho fotsy ny volo eo amin'ny aretina, ary efa lalina noho ny hoditry ny nofo no fijeriny ny aretina, dia habokana izany; ary raha zahan'ny mpisorona izy, dia hataony hoe maloto.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 13

Jereo Levitikosy 13:3 amin'ny teny manodidina.