Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Levitikosy 13:2 Malagasy Bible (MG1865)

Raha misy mamontsina eo amin'ny hoditry ny nofon'ny olona, na misy manako-pery na misy mifaritra mangirana, ka eo amin'ny hoditry ny nofony tahaka ny habokana izany, dia ho entina ho eo amin'i Arona mpisorona izy, na ho eo amin'izay iray amin'ny mpisorona, zanak'i Arona;

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 13

Jereo Levitikosy 13:2 amin'ny teny manodidina.