Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Levitikosy 1:5 Malagasy Bible (MG1865)

Dia hamono ny zanak'omby eo anatrehan'i Jehovah izy; ary ireo mpisorona, zanak'i Arona, dia hanatitra ny rà ka hanopy azy manodidina amin'ny lafin'ny alitara, izay eo anoloan'ny varavaran'ny trano-lay fihaonana;

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 1

Jereo Levitikosy 1:5 amin'ny teny manodidina.