Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Levitikosy 1:13 Malagasy Bible (MG1865)

fa ny taovany sy ny tongony kosa hosasany amin'ny rano; dia ho entin'ny mpisorona izy rehetra ka hodorany ho fofona eo ambonin'ny alitara; ho fanatitra dorana izany, dia fanatitra atao amin'ny afo ho hanitra ankasitrahana ho an'i Jehovah.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 1

Jereo Levitikosy 1:13 amin'ny teny manodidina.