Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Josoa 7:2 Malagasy Bible (MG1865)

Ary Josoa naniraka olona hiala tany Jeriko hankany Ay, izay eo anilan'i Betavena, atsinanan'i Betela, ka niteny taminy hoe: Miakara, ka safoy ny tany. Dia niakatra ny olona ka nisafo an'i Ay.

Vakio ny toko manontolo Josoa 7

Jereo Josoa 7:2 amin'ny teny manodidina.