Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Josoa 22:19 Malagasy Bible (MG1865)

Kanefa raha maloto ny taninareo, dia mità ho any amin'ny tanin'i Jehovah, izay itoeran'ny tabernakelin'i Jehovah, ka any aminay maka fonenana; fa aza miodina amin'i Jehovah, na miodina aminay, amin'ny anorenanareo alitara afa-tsy ny alitaran'i Jehovah Andriamanitsika.

Vakio ny toko manontolo Josoa 22

Jereo Josoa 22:19 amin'ny teny manodidina.