Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Josoa 22:20 Malagasy Bible (MG1865)

Tsy nandika ny didy va Akana, zanak'i Zera, tamin'ny zavatra voaozona, ka nisy fahatezerana nahatratra ny fiangonana, dia ny Isiraely rehetra? Ary tsy io lehilahy irery io ihany no maty tamin'izany helony izany.

Vakio ny toko manontolo Josoa 22

Jereo Josoa 22:20 amin'ny teny manodidina.