Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Josoa 21:5 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny loka azon'ny taranak'i Kehata sisa dia tanàna folo, avy tamin'ny fokon'ny firenen'i Efraima sy ny firenen'i Dana ary ny antsasaky ny firenen'i Manase.

Vakio ny toko manontolo Josoa 21

Jereo Josoa 21:5 amin'ny teny manodidina.