Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Josoa 21:4 Malagasy Bible (MG1865)

Dia nahazo loka ny fokon'ny Kehatita; ary ny loka azon'ny taranak'i Arona mpisorona isan'ny Levita dia tanàna telo ambin'ny folo, avy tamin'ny firenen'i Joda sy ny firenen'i Simeona ary ny firenen'i Benjamina.

Vakio ny toko manontolo Josoa 21

Jereo Josoa 21:4 amin'ny teny manodidina.