Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Josoa 18:21-28 Malagasy Bible (MG1865)

21. Ary ny tanànan'ny firenena taranak'i Benjamina araka ny fokony dia Jeriko sy Beti-hogla ary ny lohasahan'i Keziza

22. sy Bet-arabà sy Zemaraima sy Betela

23. sy Avima sy Para sy Ofra

24. sy Kefara-hamony sy Ofny sy Geba: tanàna roa ambin'ny folo sy ny zana-bohiny;

25. sy Gibeona sy Rama sy Berota

26. sy Mizpa sy Kefira sy Moza

27. sy Rekema sy Iripela sy Tarala

28. sy Zela sy Elefa sy ny Jebosita (Jerosalema izany) sy Gibea sy Kiriata: tanàna efatra ambin'ny folo sy ny zana-bohiny. Izany no lovan'ny taranak'i Benjamina araka ny fokony.

Vakio ny toko manontolo Josoa 18