Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Josoa 18:20 Malagasy Bible (MG1865)

Ary Jordana no fari-taniny atsinanana. Izany no lovan'ny taranak'i Benjamina amin'ny fari-taniny manodidina araka ny fokony.

Vakio ny toko manontolo Josoa 18

Jereo Josoa 18:20 amin'ny teny manodidina.