Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Josoa 14:11 Malagasy Bible (MG1865)

Nefa mbola matanjaka ihany aho izao tahaka ny tamin'ny andro nanirahan'i Mosesy ahy: tahaka ny tanjako tamin'izany ihany no mbola tanjako ankehitriny mba hiady, na hivoaka, na hiditra.Jos 14:

Vakio ny toko manontolo Josoa 14

Jereo Josoa 14:11 amin'ny teny manodidina.