Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jeremia 6:26 Malagasy Bible (MG1865)

Ry oloko zanakavavy, misikìna lamba fisaonana ianao, ary mihosena lavenona, ka manaova fisaonana toy ny fisaonana zanakalahy tokana, dia fitomaniana fatratra; Fa ho avy tampoka amintsika ny mpandringana.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 6

Jereo Jeremia 6:26 amin'ny teny manodidina.