Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jeremia 44:30 Malagasy Bible (MG1865)

Izao no lazain'i Jehovah: Indro, Farao-hofra, mpanjakan'i Egypta, hatolotro eo an-tànan'ny fahavalony sy eo an-tànan'izay miady ny ainy, toy ny efa nanolorako an'i Zedekia, mpanjakan'ny Joda, ho eo an-tànan'i Nebokadnezara, mpanjakan'i Babylona, izay fahavalony nitady ny ainy.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 44

Jereo Jeremia 44:30 amin'ny teny manodidina.