Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jeremia 44:28 Malagasy Bible (MG1865)

Ary izay afa-mandositra ny sabatra dia ho tafaverina avy atỳ amin'ny tany Egypta ho any amin'ny tanin'ny Joda, ho vitsy foana anefa ireny; ary ny sisa amin'ny Joda rehetra izay mankany amin'ny tany Egypta hivahiny any dia hahafantatra izay ho tò teny, na ho Izaho, na ho izy.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 44

Jereo Jeremia 44:28 amin'ny teny manodidina.