Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jeremia 42:11 Malagasy Bible (MG1865)

Aza matahotra ny mpanjakan'i Babylona izay atahoranareo; eny, aza matahotra azy, hoy Jehovah, fa momba anareo Aho hamonjy sy hanafaka anareo amin'ny tànany.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 42

Jereo Jeremia 42:11 amin'ny teny manodidina.