Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jeremia 42:10 Malagasy Bible (MG1865)

Raha mbola honina amin'ity tany ity ihany ianareo, dia haoriko ianareo, fa tsy horavako, ary hamboleko ianareo, fa tsy hongotako, fa manenina Aho ny amin'ny loza namelezako anareo.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 42

Jereo Jeremia 42:10 amin'ny teny manodidina.