Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jeremia 37:20 Malagasy Bible (MG1865)

Koa trarantitra ianao, ry tompokolahy mpanjaka, henoy kely ange! aoka hoborahina eto anatrehanao ny fifonako, ka aza averina ho ao amin'ny tranon'i Jonatana mpanoratra aho, fandrao dia maty ao.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 37

Jereo Jeremia 37:20 amin'ny teny manodidina.