Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jeremia 37:19 Malagasy Bible (MG1865)

Aiza moa ireo mpaminaninareo, izay naminany taminareo hoe: Tsy ho avy hiady aminareo na hamely ity tany ity ny mpanjakan'i Babylona?

Vakio ny toko manontolo Jeremia 37

Jereo Jeremia 37:19 amin'ny teny manodidina.