Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jeremia 36:10 Malagasy Bible (MG1865)

Dia novakin'i Baroka teo anatrehan'ny vahoaka rehetra tao an-tranon'i Jehovah ny tenin'i Jeremia tamin'ny taratasy, dia tao amin'ny efi-tranon'i Gemaria, zanak'i Safana mpanoratra, teo amin'ny kianja ambony, teo anoloan'ny vavahady vaovao amin'ny tranon'i Jehovah.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 36

Jereo Jeremia 36:10 amin'ny teny manodidina.