Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jeremia 35:14 Malagasy Bible (MG1865)

To ny tenin'i Jonadaba, zanak'i Rekaba, izay nanafarany ny zanany tsy hisotro divay, fa tsy misotro tokoa izy mandraka androany, fa mahatana ny hafa-drazany, ary Izaho efa niteny taminareo, eny, nifoha maraina koa Aho ka niteny, nefa tsy nihaino ianareo.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 35

Jereo Jeremia 35:14 amin'ny teny manodidina.