Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jeremia 35:13 Malagasy Bible (MG1865)

Izao no lazain'i Jehovah, Tompon'ny maro, Andriamanitry ny Isiraely: Andeha, lazao amin'ny Joda sy amin'ny mponina any Jerosalema hoe: Tsy hino anatra hitandrina ny teniko va ianareo? hoy Jehovah.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 35

Jereo Jeremia 35:13 amin'ny teny manodidina.